BLOGS
Username:
Password:

Forgot your password?
Sign up!
Donate!

Quick Access

0-9   A   B   C   D   E   F   G   H   I   J   K   L   M   N   O   P   Q   R   S   T   U   V   W   X   Y   Z


http://   .bandu2.com

TSY HO VERY MIRADO

 - TSY HO VERY   MIRADO
Return to articles

Tamin’iny ianao no lasa

Tanana fotsiny no nanaovako veloma

Otrany isan’andro

Otran’ny hoe mbola hifankahita

 

Mino ny fitiavanao tsy hoe ho very

Ka hotanateraka ny faniriako

Dia hitsiky eo ampijerena kintana

Haniry mba ho hoe tsy ho foana

 

 

 

Mbola faly ihany aho

Mipetraka aty aminy

Tsisy anao

Fantatro fa tsisy azoko atao

Hafa tsy  ny mivavaka hoanao

 

Te ho lanitra aho

Hanaronako ny fijalinao

Isaky ny mitraka aho

Dia tiako ho re anatiko aho

Fa tsy irery aho

Hamelao toerana ao am ponao

 

Mety ho renao ve ny feoko

Nilazako ny efa ato am poko

Mety ho renao ve ny feoko

Nilazako ny efa ato am poko

Tamin’iny ianao no lasa